Acts 25:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Agripa tamin’i Festosy: Izaho koa dia mba ta handre izany lehilahy izany. Ary hoy izy: Rahampitso dia handre azy ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Agripà tamin’i Festosy: «Mba te hihaino an’izany olona izany koa lahy aho!» Dia hoy i Festosy taminy: «Rahampitso ihany dia hihaino azy ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Agripà tamin’i Festo: –Mba te handre izany lehilahy izany koa aho! Ary novalian’i Festo hoe: –Handre azy ianao rahampitso!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Agripa tamin'i Festosy: Izaho koa mba ta-handre izay lehilahy izay. Ary hoy izy: Rahampitso ary dia handre azy ihany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Agripa tamin’i Festosy: Izaho koa dia mba ta handre izany lehilahy izany. Ary hoy izy: Rahampitso dia handre azy ianao.
malagasy
Dia hoy Agripa tamin'i Festosy: Izaho koa mba ta-handre izay lehilahy izay. Ary hoy izy: Rahampitso ary dia handre azy ihany ianao.