Acts 25:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Festosy: Ry Agripa mpanjaka sy ianareo vory etoana, hitanareo io lehilahy io, izay notarainan’ny Jiosy rehetra tamiko, na tany Jerosalema na teto koa, ka nataony antso avo hoe: Tsy tokony hovelomina intsony Ilehio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Festosy: «Ry Agripà mpanjaka sy ianareo rehetra etoana: Io lehilahy hitanareo io no nampangain’ny Jody maro tamiko, hatrany Jerosalema ka hatraty koa, sy nataony antso avo hoe, tsy tokony hovelomina intsony ilay io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Festo: –Ry Agripà mpanjaka sy ianareo rehetra manatrika etoana, io lehilahy hitanareo io dia nampangain’ny Jiosy marobe tamiko, na tany Jerosalema na teto, ka nantsoantsoiny hoe tsy tokony ho velona intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Festosy: Ry Agripa mpanjaka sy izay rehetra eto amintsika, hitanareo io lehilahy io, izay notarainan'ny Jiosy rehetra tamiko, na tany Jerosalema na teto koa, ka nataony antso avo hoe: Tsy tokony hovelomina intsony ilehio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Festosy: Ry Agripa mpanjaka sy ianareo vory etoana, hitanareo io lehilahy io, izay notarainan’ny Jiosy rehetra tamiko, na tany Jerosalema na teto koa, ka nataony antso avo hoe: Tsy tokony hovelomina intsony Ilehio.
malagasy