Acts 25:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hitako izay teny marina hosoratako amin’ny lehibeko ny amin’io lehilahy io, koa dia nentiko eto anatrehanareo izy, indrindra fa eto anatrehanao, ry Agripa mpanjaka, mba hadinina, dia ho hitako eo izay hosoratako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa noho ny tsy fahitako izay teny marina hosoratako hilaza azy amin’ny amperora, dia indro izy nentiko eto anatrehanareo rehetra, indrindra fa ianao, ry Agripà mpanjaka, hahitako izay hosoratako amin’ny fanadinana azy etoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy manan-javatra mazava tsara momba azy hatao an-tsoratra ho an’ny amperôra rômanina aho; koa dia entiko eto anatrehanareo izy, indrindra fa eto anatrehanao, ry Agripà mpanjaka; ka rehefa avy nalaina am-bava izy, dia mba hanan-javatra hatao an-tsoratra aho.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'io lehilahy io tsy hitako izay teny marina hosoratako amin'ny tompoko, koa dia nentiko eto anatrehanareo izy, indrindra fa eto anatrehanao, ry Agripa mpanjaka, mba hadinina izy, ka dia ho hitako izay hosoratako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hitako izay teny marina hosoratako amin’ny lehibeko ny amin’io lehilahy io, koa dia nentiko eto anatrehanareo izy, indrindra fa eto anatrehanao, ry Agripa mpanjaka, mba hadinina, dia ho hitako eo izay hosoratako.
malagasy
Ny amin'io lehilahy io tsy hitako izay teny marina hosoratako amin'ny tompoko, koa dia nentiko eto anatrehanareo izy, indrindra fa eto anatrehanao, ry Agripa mpanjaka, mba hadinina izy, ka dia ho hitako izay hosoratako.Fa ataoko fa tsy mety ny mampanatitra mpifatotra, nefa tsy milaza izay zavatra iampangana azy.