Acts 25:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Heveriko mantsy fa tsy mety ny mampanatitra gadra any nefa tsy milaza izay zavatra iampangana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ataoko fa tsy mety ny mampanatitra mpifatotra nefa tsy milaza izay zavatra iampangana azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fahendrena manko, araka ny hevitro, ny mampanatitra mpifatotra raha tsy tondroina tsara ny zavatra iampangana azy.
Malagasy Bible 1865
Fa ataoko fa tsy mety ny mampanatitra mpifatotra, nefa tsy milaza izay zavatra iampangana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Heveriko mantsy fa tsy mety ny mampanatitra gadra any nefa tsy milaza izay zavatra iampangana azy.
malagasy
Fa ataoko fa tsy mety ny mampanatitra mpifatotra, nefa tsy milaza izay zavatra iampangana azy.