Acts 25:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampandefasana azy hankany Jerosalema; fa nikasa hanao vela-pandrika ho azy eny an-dalana izy ireo hamonoany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niangaviany mafy izy hamely an’i Paoly sy handefa azy ho any Jerosalema, fa efa nanomana otrika hamono azy eny an-dalana izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hampaka an’i Paoly ho atỳ Jerosalema; efa niray teti-dratsy manko izy rehetra mba hamono azy eny an-dalana.
Malagasy Bible 1865
ka nangataka azy hohelohina, mba hampanalainy hankany Jerosalema; fa nikasa hanotrika eny amoron-dalana izy hamonoany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampandefasana azy hankany Jerosalema; fa nikasa hanao vela-pandrika ho azy eny an-dalana izy ireo hamonoany azy.
malagasy
ka nangataka azy hohelohina, mba hampanalainy hankany Jerosalema; fa nikasa hanotrika eny amoron-dalana izy hamonoany azy.