Acts 25:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly azy i Festosy fa ambenana any Kaisaria i Paoly ary efa hankany tsy ho ela koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa novalian’i Festosa fa i Paoly dia hambenana any Sezarea, ary izy hiverina any faingana rahateo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa namaly i Festo fa i Paoly dia am-ponja any Kesaria, ary ny tenany rahateo dia hiverina tsy ho ela.
Malagasy Bible 1865
Ary Festosy namaly fa Paoly dia ambenana any Kaisaria, sady izy koa efa hankany faingana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly azy i Festosy fa ambenana any Kaisaria i Paoly ary efa hankany tsy ho ela koa izy.
malagasy
Ary Festosy namaly fa Paoly dia ambenana any Kaisaria, sady izy koa efa hankany faingana.