Acts 25:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka izay manam-pahefana eo aminareo, hoy izy, no hiara-midina amiko any ka hiampanga an-dRalehilahy, raha manan-keloka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka izay manam-pahefana amin’izany eo aminareo, hoy izy, no aoka hiara-midina amiko, dia hiampanga io lehilahy io raha misy nahadiso azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa izy: –Aoka hiara-midina amiko any Kesaria ny lehibenareo ka any no hiampangany an’izany lehilahy izany raha nisy ratsy vitany.
Malagasy Bible 1865
Koa izay manam-pahefana eo aminareo, hoy izy, no aoka hiara-midina amiko ka hiampanga an-dralehilahy, raha manan-keloka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka izay manam-pahefana eo aminareo, hoy izy, no hiara-midina amiko any ka hiampanga an-dRalehilahy, raha manan-keloka izy.
malagasy
Koa izay manam-pahefana eo aminareo, hoy izy, no aoka hiara-midina amiko ka hiampanga an-dralehilahy, raha manan-keloka izy.