Acts 25:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nijanona teo aminy mihoatra ny valo na folo andro i Festosy ary nidina nankany Kaisaria avy eo; koa nony ampitso dia nipetraka teo amin’ny fitsarana izy ary nasainy nalaina i Paoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao havaloana na hafoloana monja no nitoeran’i Festosy tao Jerosalema, dia nidina nankany Sezarea izy, ary ny ampitson’iny ihany dia nipetraka teo amin’ny fitsarana izy, ka nampaka an’i Paoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny valo na folo andro monja no niarahan’i Festo tamin-dry zareo, dia niverina tany Kesaria izy. Ny ampitson’ny nahatafaverina azy ihany, dia nipetraka teo amin’ny fitsarana izy ary nampaka an’i Paoly.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitoetra teo aminy tsy mihoatra noho ny havaloana na hafoloana izy, dia nidina nankany Kaisaria; ary nony ampitso dia nipetraka teo amin'ny fitsarana izy, ka nasainy halaina Paoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nijanona teo aminy mihoatra ny valo na folo andro i Festosy ary nidina nankany Kaisaria avy eo; koa nony ampitso dia nipetraka teo amin’ny fitsarana izy ary nasainy nalaina i Paoly.
malagasy
Ary rehefa nitoetra teo aminy tsy mihoatra noho ny havaloana na hafoloana izy, dia nidina nankany Kaisaria; ary nony ampitso dia nipetraka teo amin'ny fitsarana izy, ka nasainy halaina Paoly.