Acts 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandaha-teny hanala tsiny ny tenany i Paoly hoe: Tsy nanao ratsy aho, na tamin’ny lalànan’ny Jiosy, na tamin’ny tempoly, na tamin’i Kaisara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no navalin’i Paoly hanalany tsiny ny tenany amin’izany: «Tsy nanao ratsy velively aho, na tamin’ny Lalàn’ny Jody, na tamin’ny Tempoly, na tamin’i Sezara.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaro tena kosa i Paoly ka nanao hoe: –Tsy misy fahadisoako na tamin’ny lalànan ’ny Jiosy na tamin’ny tempoly na tamin’ny amperôra rômanina.
Malagasy Bible 1865
fa Paoly nandaha-teny hanala tsiny ny tenany hoe: Tsy nanao ratsy aho, na tamin'ny lalàn'ny Jiosy, na tamin'ny tempoly, na tamin'i Kaisara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandaha-teny hanala tsiny ny tenany i Paoly hoe: Tsy nanao ratsy aho, na tamin’ny lalànan’ny Jiosy, na tamin’ny tempoly*, na tamin’i Kaisara.
malagasy
fa Paoly nandaha-teny hanala tsiny ny tenany hoe: Tsy nanao ratsy aho, na tamin'ny lalàn'ny Jiosy, na tamin'ny tempoly, na tamin'i Kaisara.