Acts 25:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ta hahazo sitraka tamin’ny Jiosy nefa i Festosy ka niteny tamin’i Paoly hoe: Tianao va ny hiakatra any Jerosalema hotsaraina eo anatrehako any, ny amin’izany zavatra izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nila sitraka tamin’ny Jody anefa i Festosy ka namaly an’i Paoly hoe: «Manao ahoana raha miakatra any Jerosalema ianao, ka dia any no tsaraina eo anatrehako, ny amin’izany zavatra izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nila sitraka tamin’ny Jiosy anefa i Festo ka nanontany an’i Paoly hoe: –Tianao ve ny hiakatra any Jerosalema ka hotsaraina any eo anatrehako ny momba ity raharaha ity?
Malagasy Bible 1865
Nefa Festosy ta-hahazo sitraka tamin'ny Jiosy, dia namaly an'i Paoly ka nanao hoe: Tianao va hiakatra any Jerosalema hotsaraina eo anatrehako any ny amin'izany zavatra izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ta hahazo sitraka tamin’ny Jiosy nefa i Festosy ka niteny tamin’i Paoly hoe: Tianao va ny hiakatra any Jerosalema hotsaraina eo anatrehako any, ny amin’izany zavatra izany?
malagasy
Nefa Festosy ta-hahazo sitraka tamin'ny Jiosy, dia namaly an'i Paoly ka nanao hoe: Tianao va hiakatra any Jerosalema hotsaraina eo anatrehako any ny amin'izany zavatra izany?