Acts 26:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Agripa tamin’i Paoly: Mahazo mandahatra ny teninao ianao. Nanangana ny tanany i Paoly ka nandaha-teny hanala tsiny ny tenany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Agripà tamin’i Paoly: «Mahazo mandahatra hiaro ny tenanao ianao.» Tamin’izay, naninjitra ny tanany i Paoly, ka nandaha-teny hanala tsiny ny tenany, araka izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy kosa i Agripà tamin’i Paoly: –Mahazo miteny ianao hiarovanao tena. Dia naninjitra ny tanany i Paoly ka toy izao no fiarovan-tena nataony:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Agripa tamin'i Paoly: Mahazo mandahatra ny teninao ianao. Ary Paoly naninjitra ny tànany ka nandaha-teny hanala tsiny ny tenany nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Agripa tamin’i Paoly: Mahazo mandahatra ny teninao ianao. Nanangana ny tanany i Paoly ka nandaha-teny hanala tsiny ny tenany hoe:
malagasy
Ary hoy Agripa tamin'i Paoly: Mahazo mandahatra ny teninao ianao. Ary Paoly naninjitra ny tànany ka nandaha-teny hanala tsiny ny tenany nanao hoe: