Acts 26:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izany no nataoko tany Jerosalema ka maro ny olona masina no nohidiko tao an-tranomaizina, rehefa nahazo fahefana hanao izany tamin’ireo lehiben’ny mpisorona aho; rehefa hovonoina ireny dia mba nandatsa-bato nanaiky izany koa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia nataoko toy izany tany Jerosalema; fa maro ny olona masina nahiboko tao an-tranomaizina nony efa nahazo fahefana tamin’ny lehiben’ny mpisorona aho; ary anisan’ny nandatsa-bato nanaiky koa aho, raha nisy hovonoina izy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataoko izany tao Jerosalema. Nandray fahefana manokana tamin’ny lohandohan’ny mpisorona aho, ka maro tamin’ireo voatokana ho vahoakan’Andriamanitra no naiditro am-ponja, ary dia mpankasitraka aho raha nohelohina ho faty ry zareo.
Malagasy Bible 1865
sady nataoko tany Jerosalema izany, ka maro ny olona masina no nohidiako tao an-tranomaizina, rehefa nahazo fahefana tamin'ny lohan'ny mpisorona aho; ary raha hovonoina ireny, dia mba nandatsa-bato nanaiky izany koa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izany no nataoko tany Jerosalema ka maro ny olona masina no nohidiko tao an-tranomaizina, rehefa nahazo fahefana hanao izany tamin’ireo lehiben’ny mpisorona aho; rehefa hovonoina ireny dia mba nandatsa-bato nanaiky izany koa aho.
malagasy