Acts 26:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany, raha nankany Damaskosy aho, nitondra fahefana sy teny izay azoko tamin’ireo lehiben’ny mpisorona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany, raha ndeha ho any Damasy aho nitondra fahefana sy ny teny azoko tamin’ny lehiben’ny mpisorona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nahatonga ahy hankany Damasy, ombàn’ny fahefana sy ny baiko azoko avy tamin’ny lohandoha-mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany, raha nankany Damaskosy aho, nitondra fahefana sy teny izay efa azoko tamin'ny lohan'ny mpisorona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany, raha nankany Damaskosy aho, nitondra fahefana sy teny izay azoko tamin’ireo lehiben’ny mpisorona,
malagasy
Ary tamin'izany, raha nankany Damaskosy aho, nitondra fahefana sy teny izay efa azoko tamin'ny lohan'ny mpisorona,