Acts 26:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Iza moa Ianao, Tompoko? Ary hoy ny Tompo: Izaho no Jesosy izay enjehinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa ianao, Tompoko? hoy aho. Dia hoy ny Tompo: Izaho no Jesoa izay enjehinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa nanontany hoe: «Iza moa Ianao, Tompoko?» Dia novalian’ny Tompo hoe: «Izaho no i Jesoa, Ilay enjehinao!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Iza moa Hianao, Tompoko? Ary hoy ny Tompo: Izaho no Jesosy Izay enjehinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Iza moa Ianao, Tompoko? Ary hoy ny Tompo: Izaho no Jesosy izay enjehinao.
malagasy
Dia hoy izaho: Iza moa Hianao, Tompoko? Ary hoy ny Tompo: Izaho no Jesosy Izay enjehinao.