Acts 26:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hamonjy anao amin’ity firenena ity sy ny Jentilisa izay anirahako anao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Navahako tamin’ny vahoaka Jody ianao, sy amin’ny Jentily izay hanirahako anao izao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no hanafaka anao amin’ny vahoaka Israely sy ny hafa firenena izay anirahako anao.
Malagasy Bible 1865
hamonjy anao amin'ny olona Isiraely sy ny jentilisa, izay anirahako anao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hamonjy anao amin’ity firenena ity sy ny Jentilisa* izay anirahako anao,
malagasy
hamonjy anao amin'ny olona Isiraely sy ny jentilisa, izay anirahako anao,