Acts 26:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, ry Agripa mpanjaka ô, dia tsy nandà ilay fahitana avy tany an-danitra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, ry Agripà mpanjaka, tsy nanohitra ny fahitana avy any an-danitra aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’izany, ry Agripà mpanjaka, tsy notoheriko ny fahitana avy tany an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, ry Agripa mpanjaka ô, dia tsy nandà ny fahitana avy tany an-danitra aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, ry Agripa mpanjaka ô, dia tsy nandà ilay fahitana avy tany an-danitra aho.
malagasy
Ary amin'izany, ry Agripa mpanjaka ô, dia tsy nandà ny fahitana avy tany an-danitra aho;