Acts 26:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny zavatra rehetra iampangan’ny Jiosy ahy, ry Agripa mpanjaka, dia ataoko fa sambatra aho, satria mahazo mandaha-teny hanala tsiny ny tenako eto anatrehanao anio,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasambarana ho ahy, ry Agripà mpanjaka, ny ahazoako miaro tena eto anatrehanao anio, amin’ny zavatra rehetra iampangan’ny Jody ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ry Agripà mpanjaka, heveriko fa manan-jara aho afaka miaro tena eto anatrehanao momba ny zavatra rehetra iampangan’ny Jiosy ahy;
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny zavatra rehetra iampangan'ny Jiosy ahy, ry Agripa mpanjaka, dia ataoko fa sambatra aho, satria mahazo mandaha-teny hanala tsiny ny tenako eto anatrehanao anio,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny zavatra rehetra iampangan’ny Jiosy* ahy, ry Agripa mpanjaka, dia ataoko fa sambatra aho, satria mahazo mandaha-teny hanala tsiny ny tenako eto anatrehanao anio,
malagasy
Ny amin'ny zavatra rehetra iampangan'ny Jiosy ahy, ry Agripa mpanjaka, dia ataoko fa sambatra aho, satria mahazo mandaha-teny hanala tsiny ny tenako eto anatrehanao anio,