Acts 26:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tamin’izay tany Damaskosy aloha, tany Jerosalema sy ny tany Jodia rehetra ary tany amin’ny Jentilisa koa, dia nitoriteny aho, mba hibebaka sy hiverina amin’Andriamanitra izy ireo ka hanao asa mendrika ny fibebahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nitory ny fibebahana sy ny fiverenana amin’Andriamanitra tany Damasy aloha, vao tany Jerosalema, sy eran’i Jodea manontolo, ary tamin’ny Jentily koa, mba hanaovany asa mendrika ny fibebahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nitoriako aloha ny mponina tao Damasy ary koa ny tao Jerosalema, vao izay manerana ny faritany Jodea sy ny tanin’ny hafa firenena ka nanainga azy rehetra aho hiala amin’ny toetra ratsiny sy hiverina amin’Andriamanitra ary hanao asa mampiharihary fa nialany tokoa ny toetra ratsiny.
Malagasy Bible 1865
fa nambarako voalohany tamin'izay tany Damaskosy sy Jerosalema sy tany amin'ny tany Jodia rehetra ary tany amin'ny Jentilisa, mba hibebaka sy hiverina amin'Andriamanitra izy ka hanao asa miendrika ny fibebahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tamin’izay tany Damaskosy aloha, tany Jerosalema sy ny tany Jodia* rehetra ary tany amin’ny Jentilisa koa, dia nitoriteny aho, mba hibebaka sy hiverina amin’Andriamanitra izy ireo ka hanao asa mendrika ny fibebahana.
malagasy
fa nambarako voalohany tamin'izay tany Damaskosy sy Jerosalema sy tany amin'ny tany Jodia rehetra ary tany amin'ny Jentilisa, mba hibebaka sy hiverina amin'Andriamanitra izy ka hanao asa miendrika ny fibebahana.