Acts 26:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izany no nisamboran’ny Jiosy ahy teo amin’ny tempoly sy nitadiavany hahafaty ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nisamboran’ny Jody ahy tao an-Tempoly, sy nitadiavany hamono ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nisamboran’ny Jiosy ahy raha tao an- kianjan’ny tempoly aho, ary nitadiavany hamonoana ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary izany no nisamboran'ny Jiosy ahy teo an-kianjan'ny tempoly sy nitadiavany hahafaty ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izany no nisamboran’ny Jiosy* ahy teo amin’ny tempoly* sy nitadiavany hahafaty ahy.
malagasy
Ary izany no nisamboran'ny Jiosy ahy teo an-kianjan'ny tempoly sy nitadiavany hahafaty ahy.