Acts 26:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fitahian’Andriamanitra ahy no mbola aharetako mandraka androany ka anambaràko na amin’ny kely na amin’ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona aho afa-tsy izay nolazain’ny mpaminany sy i Mosesy fa ho avy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny fitahian’Andriamanitra àry no mbola velona aho mandraka ankehitriny mitory amin’ny kely sy ny lehibe, ary tsy manambara afa-tsy ny zavatra voalazan’i Môizy sy ny mpaminany rahateo ny hahatanterahany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niaro ahy Andriamanitra mandraka androany ka mbola intỳ aho eto, mba hijoro ho vavolombelona amin’ny olona rehetra na ny kely na ny lehibe. Izay nambaran’ny mpaminany sy i Mosesy fa ho avy no hany lazaiko izao:
Malagasy Bible 1865
Ary noho ny fitahian'Andriamanitra ahy dia mbola maharitra mandraka androany aho ka manambara na amin'ny kely na amin'ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona afa-tsy izay nolazain'ny mpaminany sy Mosesy fa ho avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fitahian’Andriamanitra ahy no mbola aharetako mandraka androany ka anambaràko na amin’ny kely na amin’ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona aho afa-tsy izay nolazain’ny mpaminany sy i Mosesy fa ho avy,
malagasy