Acts 26:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandahatra izany izy dia hoy i Festosy tamin’ny feo mahery: Ry Paoly ô, very saina ianao; ny fianarana be loatra no nahavery saina anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niteny izany hanala tsiny ny tenany teo i Paoly no niantso tamin’ny feo mahery i Festosy nanao hoe: «Very saina ianao, ry Paoly; ny fianaranao be loatra no nampivaona ny hevitrao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola mandahatra hiarovan-tena araka izany i Paoly, dia niantso tamin’ny feo mahery kosa i Festo nanao hoe: –Lasa adala ianao, ry Paoly! Ny fianarana be loatra vitanao no mahalasa adala anao!
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandahatra izany izy, dia hoy Festosy tamin'ny feo mahery: Ry Paoly ô, very saina ianao; ny fianarana be loatra no efa nahavery saina anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandahatra izany izy dia hoy i Festosy tamin’ny feo mahery: Ry Paoly ô, very saina ianao; ny fianarana be loatra no nahavery saina anao.
malagasy
Ary raha nandahatra izany izy, dia hoy Festosy tamin'ny feo mahery: Ry Paoly ô, very saina ianao; ny fianarana be loatra no efa nahavery saina anao.