Acts 26:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Paoly: Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra, fa teny marina sy tenim-pahendrena no lazaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Paoly: Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra, fa tenin’ny fahamarinana sy fahendrena no alahatro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Paoly hoe: –Tsy lasa adala akory aho, Andriamatoa governora hajaina, teny azo antoka sady voadinika izao lazaiko izao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Paoly: Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra, fa mandahatra tenin'ny fahamarinana sy ny fahononana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Paoly: Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra, fa teny marina sy tenim-pahendrena no lazaiko.
malagasy
Fa hoy Paoly: Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra, fa mandahatra tenin'ny fahamarinana sy ny fahononana.