Acts 26:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Agripa mpanjaka ô, mino ny mpaminany va ianao? Fantatro fa mino ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mino ny mpaminany va ianao, ry Agripà? Eny, fantatro fa mino ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Agripà mpanjaka, inoanao ve izay voalazan’ny mpaminany? Fantatro fa inoanao.
Malagasy Bible 1865
Ry Agripa mpanjaka ô, mino ny mpaminany va ianao? Fantatro fa mino ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Agripa mpanjaka ô, mino ny mpaminany va ianao? Fantatro fa mino ianao.
malagasy