Acts 26:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Agripa tamin’i Paoly: Hay! Heverinao fa mora toy izany ny hampanekenao ahy ho kristiana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Agripà tamin’i Paoly: Kely sisa no tsy ahatongavanao ahy ho kristianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Agripà tamin’i Paoly: –Heverinao moa fa dia ho tonganao kristianina haingana toy izany aho?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Agripa tamin'i Paoly: Hay! ataonao fa mora toy izany no hampanekenao ahy ho Kristiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Agripa tamin’i Paoly: Hay! Heverinao fa mora toy izany ny hampanekenao ahy ho kristiana!
malagasy
Fa hoy Agripa tamin'i Paoly: Hay! ataonao fa mora toy izany no hampanekenao ahy ho Kristiana.