Acts 26:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Paoly: Mangataka amin’Andriamanitra aho, fa na amin’ny mora, na amin’ny sarotra, tsy ianao ihany, fa izay rehetra mandre ahy anio, dia hitovy amiko, afa-tsy amin’ireto gadra ireto ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na kely sisa na be, hoy i Paoly, dia mangataka amin’Andriamanitra aho, mba ho tonga toa ahy avokoa ianao sy izay rehetra mihaino ahy eto ankehitriny, afa-tsy amin’ireto fatorana ireto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Paoly hoe: –Na ho haingana na mbola ho ela, dia mivavaka amin’Andriamanitra aho mba tsy ianao ihany fa izay rehetra mihaino ahy androany no ho tonga tahaka ahy afa-tsy amin’ny maha mpifatotra ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Paoly: Mangataka amin'Andriamanitra aho, fa na amin'ny mora, na amin'ny sarotra, tsy ianao ihany, fa izay rehetra mandre ahy anio, dia hitovy amiko, afa-tsy amin'ireto gadra ireto ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Paoly: Mangataka amin’Andriamanitra aho, fa na amin’ny mora, na amin’ny sarotra, tsy ianao ihany, fa izay rehetra mandre ahy anio, dia hitovy amiko, afa-tsy amin’ireto gadra ireto ihany.
malagasy
Ary hoy Paoly: Mangataka amin'Andriamanitra aho, fa na amin'ny mora, na amin'ny sarotra, tsy ianao ihany, fa izay rehetra mandre ahy anio, dia hitovy amiko, afa-tsy amin'ireto gadra ireto ihany.