Acts 26:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
indrindra noho ny fahafantaranao tsara ny fanao sy ny adihevitra rehetra amin’ny Jiosy; koa miangavy anao aho, mba mahareta hihaino ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy misy olona mahalala toa anao ny amin’ny fanao aman’ady hevitry ny Jody. Koa mihanta aminao aho mba hihaino ahy kely amim-paharetana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria fantatrao tsara tokoa ny fomba amam-panao jiosy sy ny zavatra samihafa mahabe adihevitra eo amin’ny Jiosy. Koa mihanta aminao aho mba haharitra hihaino ahy.
Malagasy Bible 1865
indrindra fa efa fantatrao tsara ny fanao sy ny ady hevitra rehetra amin'ny Jiosy; koa trarantitra ianao, mba mahareta hihaino ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
indrindra noho ny fahafantaranao tsara ny fanao sy ny adihevitra rehetra amin’ny Jiosy; koa miangavy anao aho, mba mahareta hihaino ahy.
malagasy
indrindra fa efa fantatrao tsara ny fanao sy ny ady hevitra rehetra amin'ny Jiosy; koa trarantitra ianao, mba mahareta hihaino ahy.