Acts 26:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsangana ny mpanjaka sy ny governora ary i Berenika mbamin’izay niara-nipetraka taminy teo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana ny mpanjaka sy ny governora ary i Berenisy, mbamin’izay rehetra nanaraka azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana ny mpanjaka sy ny governora ary i Berenîka mbamin’izay rehetra niara-nipetraka taminy;
Malagasy Bible 1865
Ary nitsangana ny mpanjaka sy ny governora ary Berenika mbamin'izay niara-nipetraka teo aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsangana ny mpanjaka sy ny governora ary i Berenika mbamin’izay niara-nipetraka taminy teo;
malagasy
Ary nitsangana ny mpanjaka sy ny governora ary Berenika mbamin'izay niara-nipetraka teo aminy;