Acts 26:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa rehefa niala teo izy ireo dia niresaka hoe: Tsy manao zavatra tokony hahafaty na hamatorana azy akory ity lehilahy ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafavoaka izy ireo dia nifampilaza hoe: Tsy nanao na inona na inona tokony hahafaty azy na hamatorana azy io lehilahy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nony niala teo, dia nifampiresaka hoe: –Tsy misy fahadisoana vitan’io lehilahy io, tokony hahamendrika azy ho voaheloka ho faty na hatao am-ponja.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa niala teo izy, dia niresaka hoe: Tsy manao izay tokony hahafaty na hamatorana azy tsy akory izany lehilahy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa rehefa niala teo izy ireo dia niresaka hoe: Tsy manao zavatra tokony hahafaty na hamatorana azy akory ity lehilahy ity.
malagasy
ary rehefa niala teo izy, dia niresaka hoe: Tsy manao izay tokony hahafaty na hamatorana azy tsy akory izany lehilahy izany.Ary hoy Agripa tamin'i Festosy: Azo nalefa ihany io lehilahy io, saingy efa nifidy ny handahatra any anatrehan'i Kaisara izy.