Acts 26:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatry ny Jiosy rehetra hatramin’ny voalohany ny fomba fiainako hatry ny fony aho mbola kely teo amin’ny fireneko tany Jerosalema;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatry ny Jody rehetra hatramin’ny andron’ny fahatanorako ny fitondran-tenako; fa tao Jerosalema foiben’ny fireneko aho no nitoetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahalala tsara ny fiainako avokoa ny Jiosy hatry ny fony aho tanora; satria hatrany am-piandohana, dia teo anivon’ny fireneko sy tao Jerosalema aho.
Malagasy Bible 1865
Fantatry ny Jiosy rehetra ny fitondran-tenako hatry ny fony aho mbola kely teo amin'ny fireneko tany Jerosalema hatramin'ny voalohany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatry ny Jiosy rehetra hatramin’ny voalohany ny fomba fiainako hatry ny fony aho mbola kely teo amin’ny fireneko tany Jerosalema;
malagasy
Fantatry ny Jiosy rehetra ny fitondran-tenako hatry ny fony aho mbola kely teo amin'ny fireneko tany Jerosalema hatramin'ny voalohany;