Acts 26:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, fantany hatramin’ny voalohany, raha mety milaza izany izy, satria efa Fariseo aho araka ny antoko izay fatra-pitana indrindra ny lalàna amin’ny fivavahanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka noho ny fahalalany ahy ela toy izany, dia hainy ambara koa, raha te hilaza ny marina izy, fa Farisianina aho fahizany, nanaraka ilay antokom-pivavahana fatra-panoa lalàna indrindra amin’ny fivavahanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mety hijoro ho vavolombelona izy, dia fantany hatramin’ny ela hoe Farisianina aho sady miaina araka ny antoko faran’izay sarotiny momba ny fivavahanay.
Malagasy Bible 1865
eny, fantany hatramin'ny voalohany aho (raha mety milaza izy), fa efa Fariseo aho araka ny antoko, fatra-pitana indrindra ny lalàna amin'ny fivavahantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, fantany hatramin’ny voalohany, raha mety milaza izany izy, satria efa Fariseo* aho araka ny antoko izay fatra-pitana indrindra ny lalàna amin’ny fivavahanay.
malagasy
eny, fantany hatramin'ny voalohany aho (raha mety milaza izy), fa efa Fariseo aho araka ny antoko, fatra-pitana indrindra ny lalàna amin'ny fivavahantsika.