Acts 26:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny dia ny fanantenana ny teny fikasana izay nataon’Andriamanitra tamin’ny razanay no ijoroako hotsaraina eto,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa ny fanantenana ny zavatra nampanantenain’Andriamanitra ny razanay indrindra no itsarana ahy ankehitriny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny kosa mitsangana hotsaraina eto aho, satria manantena ny zavatra nampanantenain’Andriamanitra ny razanay.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny ny fanantenana ny teny fikasana izay nataon'Andriamanitra tamin'ny razantsika no itsanganako hotsaraina eto,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny dia ny fanantenana ny teny fikasana izay nataon’Andriamanitra tamin’ny razanay no ijoroako hotsaraina eto,
malagasy
Ary ankehitriny ny fanantenana ny teny fikasana izay nataon'Andriamanitra tamin'ny razantsika no itsanganako hotsaraina eto,