Acts 26:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ilay fanantenana andrasan’ny firenenay roa amby folo izay mazoto manao fanompoam-pivavahana ho an’Andriamanitra andro aman’alina. Izany fanantenana izany no iampangan’ny Jiosy ahy, ry mpanjaka ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny fanantenana andrandrain’ny fokonay roa ambin’ny folo manompo an’Andriamanitra andro aman’alina. Izany fanantenana izany no itsarana ahy, ry mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny foko 12 eo amin’ny firenenay dia samy manantena ny fahatanterahan’izany ka mafana fo amin’ny fanompoana an’Andriamanitra andro aman’alina. Ary izany fanantenana izany no iampangan’ny Jiosy ahy, ry mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
dia ilay fanantenana andrasan'ny firenentsika roa ambin'ny folo, izay mazoto manao fanompoam-pivavahana ho an'Andriamanitra andro aman'alina. Izany fanantenana izany no iampangan'ny Jiosy ahy, ry mpanjaka ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ilay fanantenana andrasan’ny firenenay roa amby folo izay mazoto manao fanompoam-pivavahana ho an’Andriamanitra andro aman’alina. Izany fanantenana izany no iampangan’ny Jiosy ahy, ry mpanjaka ô.
malagasy