Acts 26:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no ataonareo ho zavatra tsy azo inoana raha manangana ny maty Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka moa ve heverinareo ho zavatra tsy azo inoana fa mahatsangana ny maty Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nahoana moa, ry Jiosy, no dia tombananareo ho tsy azo inoana fa manangana ny maty ho velona Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Nahoana no ataonareo ho zavatra tsy azo inoana, raha Andriamanitra manangana ny maty?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no ataonareo ho zavatra tsy azo inoana raha manangana ny maty Andriamanitra?
malagasy
Nahoana no ataonareo ho zavatra tsy azo inoana, raha Andriamanitra manangana ny maty?