Acts 26:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihevitra tato am-poko tokoa aho fa tsy maintsy manohitra ny anaran’i Jesosy avy any Nazareta amin’ny fomba maro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na izaho koa aza, dia efa nihevitra fa tsy maintsy manao izay tratry ny aiko aho hanohitra ny Anaran’i Jesoa avy any Nazareta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho izao mihitsy no efa nisaintsaina fa tokony hotoheriko na amin’ny fomba inona na amin’ny fomba inona ny anaran’i Jesoa Kristy avy any Nazareta.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho efa nihevitra tao am-poko tokoa fa tsy mety raha tsy manao zavatra maro hanohitra ny anaran'i Jesosy avy any Nazareta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihevitra tato am-poko tokoa aho fa tsy maintsy manohitra ny anaran’i Jesosy avy any Nazareta amin’ny fomba maro;
malagasy
Ary izaho efa nihevitra tao am-poko tokoa fa tsy mety raha tsy manao zavatra maro hanohitra ny anaran'i Jesosy avy any Nazareta,