Acts 27:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny taminy hoe: Ry tompokolahy isany ô! Hitako fa izao fandehanana izao dia hampisy fahasimbana sy fatiantoka be ihany, tsy amin’ny entana sy ny sambo ihany, fa amin’ny aintsika koa aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nataony hoe: «Ry sakaiza, hitako fa hanimba sy hampidi-doza antsika izao fandehanana an-tsambo izao; sady tsy ny zavatra entintsika sy ny sambo ihany, fa ny aintsika koa aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Hitako, ry sakaiza, fa hampidi-doza ity diantsika ity: tsy ny sambo sy ny entana ihany no hisy fahasimbana sy fatiantoka be, fa ny aintsika koa mety hanaraka.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Ry tompokolahy ô, hitako fa izao fandehanana izao dia hisy fahasimbana sy fatiantoka be ihany, ka tsy amin'ny entana sy ny sambo ihany, fa ny aintsika koa aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny taminy hoe: Ry tompokolahy isany ô! Hitako fa izao fandehanana izao dia hampisy fahasimbana sy fatiantoka be ihany, tsy amin’ny entana sy ny sambo ihany, fa amin’ny aintsika koa aza.
malagasy
ka nanao taminy hoe: Ry tompokolahy ô, hitako fa izao fandehanana izao dia hisy fahasimbana sy fatiantoka be ihany, ka tsy amin'ny entana sy ny sambo ihany, fa ny aintsika koa aza.