Acts 27:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kapiteny anefa dia natoky ny mpitondra sy ny tompon-tsambo fa tsy ny teny nolazain’i Paoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tenin’ny mpitondra sy tompon-tsambo anefa no ninoan’ny kapiteny noho ny an’i Paoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa moa dia naleon’ilay kapiteny nihaino ny hevitry ny mpitondra sambo mbamin’ny tompon-tsambo toy izay ny tenin’i Paoly.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny kapiteny nino ny mpitondra sy ny tompon-tsambo, fa tsy ny teny nolazain'i Paoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kapiteny anefa dia natoky ny mpitondra sy ny tompon-tsambo fa tsy ny teny nolazain’i Paoly.
malagasy
Kanefa ny kapiteny nino ny mpitondra sy ny tompon-tsambo, fa tsy ny teny nolazain'i Paoly.