Acts 27:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsoka malemy ny rivotra avy any atsimo dia nihevitra izy ireo fa ho tanteraka ny fikasany ka niala teo ary nanatona ny sisintanin’i Kreta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsoka malemy kosa ny rivotra avy any atsimo tamin’izay, ka nataon’izy ireo fa ho tanteraka izay niriny, dia niala tao izy ireo, ka nandalo akaikikaikin’i Kreta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsoka malefaka ny rivotra avy any atsimo, ka noheverin’izy rehetra fa ho azony tanterahina izay nokasainy. Dia niainga ry zareo ka nizotra nanara-morona an’i Kreta.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitsoka malemy ny rivotra avy any atsimo, ka nataony fa efa nahazo izay niriny izy, dia niala teo izy ka nandalo akaikikaikin'i Kreta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsoka malemy ny rivotra avy any atsimo dia nihevitra izy ireo fa ho tanteraka ny fikasany ka niala teo ary nanatona ny sisintanin’i Kreta.
malagasy
Ary raha nitsoka malemy ny rivotra avy any atsimo, ka nataony fa efa nahazo izay niriny izy, dia niala teo izy ka nandalo akaikikaikin'i Kreta.