Acts 27:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nopaohin’ny rivotra ny sambo ka tsy nahatoha azy dia navelanay nanara-drian-drano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nopaohin’ny rivotra ny sambo, fa tsy nahatoha azy, ka navelanay hoentiny amin’izay halehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voapaokan’ny rivotra ny sambo ka tsy voatana hanoha rivotra intsony, fa dia izay nitondrany anay nitondrany anay.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nopaohin'ny rivotra ny sambo ka tsy nahatoha azy, dia navelanay haveziveziny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nopaohin’ny rivotra ny sambo ka tsy nahatoha azy dia navelanay nanara-drian-drano.
malagasy
Ary raha nopaohin'ny rivotra ny sambo ka tsy nahatoha azy, dia navelanay haveziveziny izy.