Acts 27:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha haingana nanaraka ny moron’ny nosy atao hoe Kaoda izahay, ary efa saika tsy azonay ny lakan’aina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny tany akaikin’ny nosy anankiray atao hoe Kaodà izahay, ka saiky tsy tafakatray ny salopy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihazo atsimon’ny nosy kely atao hoe Kaoda izahay ka mba takontakon-drivotra. Tafakatra ihany ny salopy na dia nanoin-tsarotra mafy aza.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha faingana nanara-morona ny nosy atao hoe Kaoda nihazo ny ilany takon-drivotra izahay, dia saiky tsy nahazo ny salopy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha haingana nanaraka ny moron’ny nosy atao hoe Kaoda izahay, ary efa saika tsy azonay ny lakan’aina;
malagasy
Ary raha nandeha faingana nanara-morona ny nosy atao hoe Kaoda nihazo ny ilany takon-drivotra izahay, dia saiky tsy nahazo ny salopy; [ Na: (Klaoda)]