Acts 27:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria nasian’ny rivotra mafy izahay dia nanariana ny entana nony ampitso;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, mbola nasian’ny tafio-drivotra mafy izahay, ka nanariana ny zavatra nentinay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nasian’ny rivotra mafy ihany izahay; ka ny ampitson’iny, dia narian’ny matilò tany an-dranomasina ny entana;
Malagasy Bible 1865
Ary raha nasian'ny rivotra mafy izahay, dia nanariany ny entana nony ampitso;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria nasian’ny rivotra mafy izahay dia nanariana ny entana nony ampitso;
malagasy
Ary raha nasian'ny rivotra mafy izahay, dia nanariany ny entana nony ampitso;