Acts 27:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny andro manaraka indray dia ny tanan’izy ireo mihitsy no nanary ireo fitaovana momba ny sambo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny andro fahatelo aza, dia ny tananay mihitsy no nanary ny fanaky ny sambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny afakampitso indray, dia ny tanan-dry zareo mihitsy no nanipy ny fitaovan’ny sambo tany ivelany.
Malagasy Bible 1865
ary nony ampitso'io indray dia narian'ny tànany ihany ny fanaka teo amin'ny sambo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny andro manaraka indray dia ny tanan’izy ireo mihitsy no nanary ireo fitaovana momba ny sambo.
malagasy
ary nony ampitso'io indray dia narian'ny tànany ihany ny fanaka teo amin'ny sambo;