Acts 27:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niditra tamin’ny sambo avy any Adramitena izay efa handeha hitety ny sisintanin’i Azia izahay dia lasa nandeha; ary niaraka taminay i Aristarko makedoniana avy any Tesalonika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra tamin’ny sambo anankiray avy any Adramita hanaraka ny sisin-tanin’i Azia izahay, ka nony voampakatra ny vatofantsika, dia niainga; ary niaraka taminay koa i Aristarka Masedôniana avy any Tesalonika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny niondrananay dia sambo anankiray avy any Adramita ndeha hitety ireo seranana tamin’ny faritany Azia, ka dia niainga izahay. Tafara-dia taminay i Aristarka, Masedônianina avy any Tesalônika.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nirotsaka an-tsambo avy any Adramytena izay efa handeha hitety ny sisin-tanin'i Asia izahay, dia lasa nandeha; ary niaraka taminay Aristarko Makedoniana avy any Tesalonika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niditra tamin’ny sambo avy any Adramitena izay efa handeha hitety ny sisintanin’i Azia izahay dia lasa nandeha; ary niaraka taminay i Aristarko makedoniana avy any Tesalonika.
malagasy
Ary rehefa nirotsaka an-tsambo avy any Adramytena izay efa handeha hitety ny sisin-tanin'i Asia izahay, dia lasa nandeha; ary niaraka taminay Aristarko Makedoniana avy any Tesalonika.