Acts 27:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na ny masoandro na ny kintana dia tsy nipoitra nandritra ny andro maro ary ilay tafio-drivotra dia tsy lefy fa mbola nahery ka tsy nanantena ny ho voavonjy intsony izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandritra ny andro maro ny masoandro aman-kintana tsy hita intsony, ny tafio-drivotra namely mafy, ka dia tsy nanantena ho voavonjy intsony izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandritra ny andro maro, dia tsy masoandro tsy kintana mba hita; ary ny tafio-drivotra moa namely mafy hatrany, ka very fanantenana tanteraka izahay raha ny hoe ho voavonjy.
Malagasy Bible 1865
fa rehefa tsy hita ny masoandro na ny kintana hatramin'ny andro maro, ary tsy kely ny rivotra izay namely, dia tsy nanantena ho voavonjy intsony izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na ny masoandro na ny kintana dia tsy nipoitra nandritra ny andro maro ary ilay tafio-drivotra dia tsy lefy fa mbola nahery ka tsy nanantena ny ho voavonjy intsony izahay.
malagasy
fa rehefa tsy hita ny masoandro na ny kintana hatramin'ny andro maro, ary tsy kely ny rivotra izay namely, dia tsy nanantena ho voavonjy intsony izahay.