Acts 27:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny, mananatra anareo aho mba hatoky; fa tsy hisy ho faty akory ianareo fa ny sambo ihany no ho very.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na dia ankehitriny aza, dia mamporisika anareo aho mba samy hatoky tsara, fa tsy hisy ho faty ianareo, ny sambo ihany no ho very.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa izao no hevitra atoroko anareo: mahereza tsara, fa tsy misy ho faty tsy akory ianareo, fa ny sambo no hany ho very.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny mananatra anareo aho mba hatoky; fa tsy hisy ho faty ianareo, fa ny sambo ihany no ho very.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny, mananatra anareo aho mba hatoky; fa tsy hisy ho faty akory ianareo fa ny sambo ihany no ho very.
malagasy
Ary ankehitriny mananatra anareo aho mba hatoky; fa tsy hisy ho faty ianareo, fa ny sambo ihany no ho very.