Acts 27:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy anjelin’Andriamanitra izay Tompoko sady tompoiko mantsy, nitsangana teo anilako alina
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy Anjelin’ny Andriamanitra izay Tompoko sady tompoiko, niseho tamiko halina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halina manko dia nisy anjeli n’ilay Andriamanitra Tompoko sady ivavahako tonga tamiko
Malagasy Bible 1865
Fa nisy anjelin'Andriamanitra, Izay Tompoko sady tompoiko, nitsangana teo anilako halina
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy anjelin’Andriamanitra izay Tompoko sady tompoiko mantsy, nitsangana teo anilako alina
malagasy
Fa nisy anjelin'Andriamanitra, Izay Tompoko sady tompoiko, nitsangana teo anilako halina