Acts 27:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nilaza hoe: Aza matahotra, ry Paoly; fa tsy maintsy hitsangana eo anatrehan’i Kaisara ianao; ary indro, efa nomen’Andriamanitra ho anao ireo tantsambo rehetra izay miaraka aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: ‹Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hanatrika an’i Sezara ianao, ary indro efa nomen’Andriamanitra anao izay rehetra miara-miantsambo aminao.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanao hoe: «Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hanatrika ny amperôra rômanina ianao. Ary Andriamanitra, noho ny fitiavany anao, dia hamonjy ny ain’ireto olona rehetra miray sambo aminao.»
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Aza matahotra, ry Paoly; fa tsy maintsy hitsangana eo anatrehan'i Kaisara ianao; ary, indro, efa nomen'Andriamanitra anao ny olona rehetra izay miaraka aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nilaza hoe: Aza matahotra, ry Paoly; fa tsy maintsy hitsangana eo anatrehan’i Kaisara ianao; ary indro, efa nomen’Andriamanitra ho anao ireo tantsambo rehetra izay miaraka aminao.
malagasy
ka nanao hoe: Aza matahotra, ry Paoly; fa tsy maintsy hitsangana eo anatrehan'i Kaisara ianao; ary, indro, efa nomen'Andriamanitra anao ny olona rehetra izay miaraka aminao.