Acts 27:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa matokia, tompokolahy isany, fa mino an’Andriamanitra aho fa ho tanteraka araka ny voalazany tamiko ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, matokia ianareo, ry sakaiza; fa matoky an’Andriamanitra aho, ka ho tanteraka izay voalaza tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa noho izany, mahereza tsara, ry sakaiza, fa itokiako Andriamanitra; tsy ho raraka an-tany izay voalazany tamiko.
Malagasy Bible 1865
Koa matokia, ry tompokolahy ô, fa mino an'Andriamanitra aho fa ho tonga araka ny voalazany tamiko izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa matokia, tompokolahy isany, fa mino an’Andriamanitra aho fa ho tanteraka araka ny voalazany tamiko ireo.
malagasy
Koa matokia, ry tompokolahy ô, fa mino an'Andriamanitra aho fa ho tonga araka ny voalazany tamiko izany.