Acts 27:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanaka-drano izy ka nahita roapolo refy; ary nony nandrosondroso kokoa izy, dia nanaka-drano indray ka nahita dimy amby folo refy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanaka-drano izy ireo, ary hitany fa faharoapolo refy ny halaliny; nony nandroso kelikely indray notsapainy ka nisy fahadimy ambin’ny folo refy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaka-drano tamin’ny tady lava ifatorana fonjam-by ry zareo ka nahita fa 37 metatra ny halalin’ny rano; ary nony nandrosoroso kokoa, dia nanaka-drano indray ny matilò, ka nahita fa 28 metatra ny halalin’ny rano.
Malagasy Bible 1865
dia nanaka-drano izy ka hitany fa faharoa-polo refy; ary nony nandrosoroso kokoa izy, dia nanaka-drano indray ka hitany fa fahadimy ambin'ny folo refy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanaka-drano izy ka nahita roapolo refy; ary nony nandrosondroso kokoa izy, dia nanaka-drano indray ka nahita dimy amby folo refy.
malagasy
dia nanaka-drano izy ka hitany fa faharoa-polo refy; ary nony nandrosoroso kokoa izy, dia nanaka-drano indray ka hitany fa fahadimy ambin'ny folo refy.