Acts 27:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natahotra izahay fandrao hidona amin’ny harambato ka nandatsaka vatofantsika efatra teo amin’ny vodisambo ary naniry ny andro haraina malaky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary natahotra ny hidona amin’ny harambato izy ireo, ka nandatsaka vatofantsika efatra teo ambody sambo, dia naniry ny andro ho maraina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra ry zareo fandrao midona amin’ny harambato ny sambonay, ka dia nandatsaka ny vatofantsika efatra teo am-bodisambo sady nirary mafy ny haharaina ny andro.
Malagasy Bible 1865
Dia natahotra izahay, fandrao hidona amin'ny harambato, ka dia nandatsaka vatofantsika efatra teo am-bodisambo ary naniry ny andro ho maraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natahotra izahay fandrao hidona amin’ny harambato ka nandatsaka vatofantsika efatra teo amin’ny vodisambo ary naniry ny andro haraina malaky.
malagasy
Dia natahotra izahay, fandrao hidona amin'ny harambato, ka dia nandatsaka vatofantsika efatra teo am-bodisambo ary naniry ny andro ho maraina.