Acts 27:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny fitondran’i Jolio an’i Paoly satria navelany hankany amin’ny namany izay nikarakara azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny nitondran’i Joliosy an’i Paoly, fa navelany hankany amin’ny sakaizany sy handray zavatra avy amin’ireny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tany Sidôna izahay ny ampitson’iny. Tsara ny nitondran’i Joly an’i Paoly fa navelany hankany amin’ny sakaizany handray izay zavatra ilainy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny nitondran'i Jolio an'i Paoly, fa navelany hankany amin'ny sakaizany izay hiahy azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny fitondran’i Jolio an’i Paoly satria navelany hankany amin’ny namany izay nikarakara azy izy.
malagasy
Ary nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny nitondran'i Jolio an'i Paoly, fa navelany hankany amin'ny sakaizany izay hiahy azy izy.